|
|
|
|

Teny iditra1  kiore
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fivavahana, finoana
Fanazavàna teny malagasy  4  Pretra mitondra paroasy na zana-piangonana maromaro; ny lefiny dia antsoina hoe vikera (Fivavahana katolika) [1.1]

Fivaditsoratra  5  ikore, kiore, orike

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31