|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kiramborambo
Fototeny  2  ramborambo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  zavatra mikirazorazo ka mitaritarika avy eo aoriana; somotraviavin-damba mirefarefa avy eo ivoho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  ce qui pend, comme les franges d'un cache-sexe, les épaulettes d'un militaire, etc. [1.196]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :

Teny iditra (2/3)10  kiramborambo
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  Nom généralement donné aux plantes à inflorescences pendantes. Plante indéterminée « sur les talus, d'Antsirabe à Tananarive ; fleurs jaunes » (d'après Descheemaeker, juin 1975). [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)14  kiramborambo
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16  Cette plante a été identifiée à Hieracium capense L. (Asteraceae) d'après les photos fournies par Descheemaeker. La racine charnue écrasée est appliquée en emplâtres sur les furoncles et abcès. [Betsileo, Vakinankaratra] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14