|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kiranjay
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  4  Ocimum canum Sims (Lamiaceae) [Betsileo, Merina, Sakalava] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)6  kiranjay
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  9  Zavamaniry mani-pofona (ny kiranjay dia misy fofona tsy tian' ny aloy na ny moka ka ataon' ny olona eo an-doha fandriana tsy hanakaikezany azy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10  nom est donné à une espèce introduite, à odeur très forte, devenue envahissante autour de certains villages. Tagetes erecta L. (Asteraceae). Encore appelée mavogegy [Betsileo] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/29