Teny iditra kiriolona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vazaha fotsy hoditra tendra tany amin' ireo tany nozanahin' ny ray aman-dreniny fahizay
Safitra zanaky ny Vazaha sy ny tompontany, mainty na zarazara ny oditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A creole, esp, a person from Reunion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Créole, spéc. de la Réunion [1.8]
Ny fihaviany Frantsay: créole.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31