Teny iditra | 1 kirongo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza karazan-tandrok' omby miendri-bolantsinana, izany hoe boribory tsara ary mifanatona ny tendrony sy ny fotony [Merina, Betsileo, Bara]
[1.1] |
Voambolana |
4 Toe-karena: fiompiana |
Tsipelina hafa | 5 korongo |
Tovy hevitra | 6 korongona |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
9 Bikan' ny tandrok' omby |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18 |