Teny iditra | 1 kisinina (kisina) |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mitokontokona na midongidongy sy tsy rototra raha ampanaovin-draharaha na irahina, na dia hanao sy handeha ihany aza [1.1] |
Fivaditsoratra | 4 kisinina, sikinina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |