Teny iditra kisinkisina (kisina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana [1.1]
Tovy hevitra kisina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31