|
|
|
|

Teny iditra 1  kitakitaina
Fototeny  2 kitakita
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fozafozaina, viraviraina: Nokitakitain' Isambilo ny akanjoko
9 Velivelezina, levilevena, tsy itondrana roa: Nokitakitain' ny mpampiasa zanakalo izy ka tsy nahapetraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on chiffonne, qu'on maltraite: Aza kitakitaina ny akanjoko (Ne chiffonner pas mes habits) ~ Aza kitakitaina ny zandrin' ialahy (Ne maltraite pas ton frère cadet) [1.3]
Tsipelina hafa  11 kitakitahina

Fivaditsoratra  12 ikitakitana, kitakitaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22