Teny iditra | 1 kitapo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Lamba na taratasy vita zaitra atao fitondran-javatra: Nisy vola iray kitapo hita tao an-tsenakely [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a bag, a small sack [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 sac, sachet [1.8] |
Ohatra |
6 ary inona iny entinao an-kitapo iny? [2.445#] 7 Manonofy mitsabaka anaty kitapo feno vola loza. [1.381#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny kitapo io |
Lahatsoratra |
10 Randzavola: kitapo ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 11 kitapo, pitako, potika, topika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |