|
|
|
|

Teny iditra 1  kitokitoina
Fototeny  2 kitoina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Mora tezitra, sarotra iraharahana, sarotra ihavanana, kizitina: Kitokitoina aoka izany io vehivavy io [1.1]
Tovy hevitra  6 kitoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22