Teny iditra kivarohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Garaba fitondrana vorona, vita amin' ny tsira-bolotsangana na tsira-pantàka, vahy, tsimbilaotra na satrana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31