|
|
|
|

Teny iditra 1  kivorivory
Fototeny  2 vorivory
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  5 Boribory mivohitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Rond, circulaire [1.3#341]
Ohatra  7  Ny foitrao dia tahaka ny tomaboha kivorivory; [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19