|
|
|
|

Teny iditra 1  kobabaina
Fototeny  2 kobaba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao maimaika, mehina, dodonana, rotorotoina: Aoka hilamina fa aza kobabaina ny raharaha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Qu'on dit ou qu’on fait avec précipitation, qu’on fait hâter. Aza kobabainao ny raharaha. Ne faites pas le travail avec trop de précipitation [1.3#343]

Fivaditsoratra  10 ikobabana, kobabaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04