|
|
|
|

Teny iditra 1  kobahina
Fototeny  2 kobaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (rano) Hetsiketsehina toy ny rano ery an-tanimbary mba hitovy tantana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Qu’on agite, qu’on remue, qu’on trouble, comme l’eau dans les rizières qu’on nivelle [1.3#343]

Fivaditsoratra  10 bokahina, kobahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04