|
|
|
|

Teny iditra1  kobaina
Fototeny  2  koba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Atao mohaka malemy dia malemy; atao tsy afaka: Nokobain' iny mpampianatra iny aho [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  baikona, bokaina, bonaika, kobaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20