|
|
|
|

Teny iditra 1  kodada
Fototeny  2 dada
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Fitenenana haingana mifangaro noho ny fihetseham-po ka mila tsy ho fantatra izay lazaina, kodedika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 bredouillement, confusion des paroles par suite d'une émotion ou d'une grande précipitation [1.3]
Tovy hevitra  12 kodadaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22