Teny iditra kodedika (dedika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Miteny haingana sy miboredika; olona miteny an-kisesy ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Who speaks defectively [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bredouilleur [1.3, 1.8]
 Qui a un défaut de langue et dont la parole est inarticulée et précipitée [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28