|
|
|
|

Teny iditra 1  kododohina
Fototeny  2 kododoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao haingana
9 Asaina manao haingana, dodonana, dodosana: Aza kododohinao aho fa vita ratsy eo ny raharaha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19