|
|
|
|

Teny iditra1  kodoña
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  tetezana [Tambahoaka] [1.78]4  (kodona) Arabe migodana mamaky ny vohitra 5  Tetezan-kazo nakambankambana mampitohy morona roa [Betsileo] [1.1]
Tsipelina hafa  6  kidona

Fivaditsoratra  7  kodoña, kondoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31