|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  koka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] antitra (voly)

Teny iditra (2/5)4  koka
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1, 1.78] Antso
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/5)10  koka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Sihanaka] tevana madinika

Teny iditra (4/5)13  koka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.78] [Tanala] fanariana na fandroahana olona ataon'ny fokonolona

Teny iditra (5/5)16  ko
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.196] (du français coca). Erythroxylum coca Lam. (Erythroxylaceae). Arbuste d'origine sud-américaine qui fournit la cocaïne et d'autres alcaloïdes. Introduit à Madagascar comme espèce médicinale. Sa culture ne s'est pas répandue hors des stations d'essais. Mentionné par le Firaketana Malagasy. [Merina]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  21  kako, kokà, koka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08