|
|
|
|

Teny iditra 1  kolepaka
Fototeny  2 lepaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Mandringa tsy marim-pamindra, fohy na maratra ny tongotra ila ka ohatra ny taritina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 limping; loose [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qui boite, bancal [1.8]
Voambolana  14  Fahasalamana

Fivaditsoratra  15 kapolake, kolepaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19