Teny iditra kolondroy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Fiaretan-tory amin'ny famorana, hira atao amin'Andriamanitra sy ny razana amin'ny famorana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31