| Teny iditra | 1 kômity |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [komitỳ] Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [komìty] a committee
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 [komitỳ] comité
[1.3] 7 [komìty] comité [1.8] |
| Ohatra |
8 Dia ny tenako no notendren' ny Komity
[2.356#187]
9 ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [1.384#16] 10 Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [1.384] |
| Tsipelina hafa | 11 kaomity |
| Mpanahaka | 12 vaomiera, 13 vaomiera |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe komity |
| Fivaditsoratra | kômitỳ, 15 mikito, 16 mitoky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|