Teny iditra | kopala | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-daka ka ny vohon-tongotra no entina mamely. [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Mpanahaka | diamanga | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kopala io | ||
Fitanisam-boky | Razakatiana: Ny Diamanga haiady Malagasy | ||
Fivaditsoratra | kopala, lopaka, polaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |
![]() |