Teny iditra | kopapapapa (papapapa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fihetsika mainka sady tsy voatandrina noho ny fahatairana na ny fihetseham-po mafy tampoka:Naratra rainy ka nikopapapapa erỳ izy mianadahy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Comme papapapa [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |