Teny iditra | kope | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | Copie [1.3] | |||
Ohatra | Na iza na iza mampanofa tany, raha tsy entina ao amy ny Fanjakana ny fanekenaizay ataony, hohamarinin' ny Fanjakana sy hotombohina amy ny Kasem-panjakana, ary hotânana kope amy ny Bokim-panjakana, dia tsy fanekena marina.
[1.123] | |||
Sampanteny |
| |||
Tsipelina hafa | kopia [1.3#352] | |||
Fivaditsoratra | kope, peko |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09 |