|
|
|
|

Teny iditra 1  kopilapila
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fandeha mivilambilana sy mitsivaka, famindra tsy mahitsy sy mivilavila
9 Fihetsika mampiseho hajejoana eny am-pamindrana [1.1]
Tovy hevitra  10 kopilapilaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22