Teny iditra | kopinda | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Aretina mandripaka ny vorona ompiana (Biaty, Barika) [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: fitsaboina momba ny biby | |
Fivaditsoratra | kopandy, kopinda |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |