| Teny iditra | 1 korana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
17 [koraña] [Sihanaka] resaka, korankorana, resadresaka
[1.78] 18 Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro 19 Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 pleasant conversation
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 causerie joyeuse
[1.8] |
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how korana |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 24 ankora, korana, 25 Nakora, 26 Okrana, 27 ranoka, 28 rokàna, 29 ronaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|