| Teny iditra | 1 koretehina |
| Fototeny | 2 koretika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Akorontana, asafotofoto: Nokoretehin' ny ankizy ny entana tao an-trano
9 Atao mirango-tsaka: Aza koretehina toy izao ny soratrao, anaka 10 Atao miboredika, misavorovoro: Nahoana no koretehina tahaka izany ny fiteninao [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|