|
|
|
|

Teny iditra 1  korisaina
Fototeny  2 korisa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Sosana, andefasana zavatra hipoka aminy: Nokorosainy hazo izy hamikirany
9 Kosehina, dilorina: Korisaina taim-bankona ny fanaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 Contre ou vers quoi on fait glisser, qu’on frotte [1.3#356]

Fivaditsoratra  11 ikorisana, 12 isokirana, korisaina, 13 sarikoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19