Teny iditra | korise | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-dantelina atao amin' ny kofehy ba, ka vy kely mifaraingo no ampidirana sy isintonana ny kofehy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ouvrage fait au crochet. [1.3] | |
Ohatra | Zazavavy mahay zavatra rahateo koa moa izy, ka efa nahavita kitapo misy dantelina miharo venizy sy korise hasiana ny fihirana, mba hovimbinina toy ny fanaon'ny Madamabe.
[1.222] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Ny fihaviany | Frantsay: crochet. | |
Fivaditsoratra | kisore, korise, sikore |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |