|
|
|
|

Teny iditra 1  korododoina
Fototeny  2 korododo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enjehina: Nokorododoin' ny polisy ny mpangalatra ka azo
9 Enjehina mba handeha faingana, asainamandrifatra: Aza korododoina mafy !oatra ny soavaly [1.1]
Tovy hevitra  10 korododosina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22