|
|
|
|

Teny iditra1  korodona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Dobodoboka heno amin' ny firodorodon' ny andiam-biby manao diabe
Fanosehana na fandroahana biby eo anoloana.
Fototeny  4  rodona
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny korodona io

Fivaditsoratra  11  korodona, narodoko, nodorako

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30