|
|
|
|

Teny iditra 1  koroina
Fototeny  2 koro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Borina sofina: Nokoroin' ny olona ny sofin' ilay ondry anila fa nihinana ny ketsany [1.1]
Tsipelina hafa  9 koroana

Fivaditsoratra  10 ikorano, koroina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22