Teny iditra korondendy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto tsy milamina.
Maloto, misotisoty, misolitika, misolitiditika tsy mahadio tena, voretra, mikesonkesona, mifotafota [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra korandendy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31