|
|
|
|

Teny iditra 1  korotsahana
Fototeny  2 korotsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra na olona ampidinan-javatra: Nokorotsahanay fasika mahamay ilay mpangalatra ka rifatra nandositra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19