|
|
|
|

Teny iditra 1  kosehina
Fototeny  2 kosika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Faohina mafy, dilorina: Efa nokosehiko tamin' ny vorodamba ny gorodona fa tsy mety madio
9 Kikisana: Koseho amin' ny antsipika ny ranomainty amin' ny latabatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be rubbed out, as writing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on efface en frottant ou en grattant [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21