|
|
|
|

Teny iditra 1  kotrifana
Fototeny  2 trifana
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Fitiavana sangy maherihery setra; tsy fahapetrahana eo amin' ny toerana iray fa mijilajila, fitrafantrafanana, trifana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 voir trifana [1.3]

Fivaditsoratra  20 fanotrika, 21 fikotrana, 22 fontriaka, kotrifana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04