|
|
|
|

Teny iditra 1  kotsabaina
Fototeny  2 kotsaba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny rano itsapahan' ny tongotra ka mamoaka feo manokana, ny rano voakoban'ny tongotra: Nokotsabain' ny ankizy ny rano ka aiza no hisy trondro hihinana eo [1.1]

Fivaditsoratra  9 ikotsabana, kotsabaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04