|
|
|
|

Teny iditra1  kotsana (kotsa)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Lemana atao vonto, izany hoe tafiditry ny rano ny hoditra na votoatin' ny zavatra: Nokotsain' ny zanakao mihitsy ny zanako ka atahorako sao harary [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  8  kotsaina

Fivaditsoratra  9  akontsa, Ankatso, antsoka, kotsana, ontsaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05