|
|
|
|

Teny iditra 1  kotsetsotsetso
Fototeny  2 tsetsotsetso
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  5 Basivava mivatsavatsa tsy mahalala fomba fa mitsatsaingoka befahatany
6 Enti-milaza olona mamindra manao dingampohy ary matetika kely. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19