Teny iditra kovalivaly (valivaly (valy))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandeha mafy eo am-pidinana, kodingidingy, kivalambalana na kivalombalona; hazakazaka am-pidinana [1.10]
 Fandehanana mafy midina, kodingidingy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31