|
|
|
|

Teny iditra1  kristaly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vato tantera-pahazavana sady mafy, velon-joro maromaro toa manara-dalàna jeometrika
Vera vita amin' io vato io, mangasohaso ary mamoaka feo mikarantsana raha voapaika kely
4  [1.13] vato-tantera-pahazavana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] cristal
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07