Teny iditra | labasy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Lamba bakatraka, matevim-be, anaronana fiara na sambo, fa matetika koa ampiasaina hanaovana karazan-trano lay [1.1] | |
Ny fihaviany | Frantsay: la bâche. | |
Fivaditsoratra | basila, labasy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |