Teny iditra labôratoara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toerana voatokana hanaovana fikarohana sy fanandramana momba ny fahaizana amam-pahalalana samihafa [1.1]
 Toerana fanaovana fanandramana sy fikarohana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Laboratoire [1.13]
Ny fihaviany Frantsay: laboratoire.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31