Teny iditra lafam-bia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Kofehy azo avy amin'ny tenan'ny via (jereo via): Mamb'leja lafambia lejalaje hamintañan-jono (maka kofehy avy amin'ny vody via ry zalahy hanjonoana trondro kely) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31