|
|
|
|

Teny iditra1  lahoina (laho)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Madiva ho faty, mby efa ho faty, ambavahoana
4  Vizana aoka izany, trotraka izaitsizy: Aoka izany ny fifanosehana ao anaty fiarambahoaka: lahoina ianao vao tafavoaka rehefa hidina [1.1]

Fivaditsoratra  5  ahilano, anilaho, lahoina, laihano, laohina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20