Teny iditra | laikolaiko (laiko) | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Famindra somary miandranandrana nefa miadana, ary tsy maka sarotra loatra [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A feeble gait [1.2] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
| ||||||||||
Tovy hevitra | laiko | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |