|
|
|
|

Teny iditra 1  laingoana
Fototeny  2 laingo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entimilaza ny nify asiana na petahana ny ravin' ny laingo notsakotsakoina: Nolaingoany ny nifiny fa efa ela hono no tsy namotsiany azy [1.1]
Tovy hevitra  9 laingoina

Fivaditsoratra  10 angolaina, 11 iangolana, laingoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22